Résultat de la dictée du 24/10/2009 : 3ème avec 5 fautes !

Résultat de la dictée du 24/10/2009 :  3ème avec 5 fautes !

Belle performance tout de même ! Belle initiative de Kolo Saina aussi ! A l'année prochaine !
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 24 octobre 2009 16:56

Zoma Mankasitraka

Zoma Mankasitraka
Au Mon Tana , moments privilégiés le 09/10/2009 - En photo avec Kixx et Beranto


[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le dimanche 11 octobre 2009 13:43

Haisoratra malagasy selon les filles : délires dans les mail .... PTDR

Haisoratra malagasy selon les filles : délires dans les mail .... PTDR
Re : Re : Dictée gasy : 24/10/2009 14h30 dans le 14è
...
De :
Tiana RABEJAOFERA
...

Akory daholo !

LOL, PTDR
tena gina ny vava eo ampamakiana ny euh .... andraso hitady fandikanteny @ yahoo kely ... eo ampamakiana ny lahatsoratrareo !
aleo asiana fihaonana voatokana ho an'ny fandalinana ny teny malagasy angamba @ manaraka fa toa zary ho very anjavony ity fitenin-drazantsika !! (je suis pliée de rire pdt que je rédige là !!) - bon soyons sérieux !
aoka tsy atao vazivazy izany finiavan'ny tsirairay @ fianarana ny teny malagasy izany koa dia matokia ahy ianareo fa ny tenako dia hisolo tena sy hiezaka hanome voninahitra antsika rehetra @ fandraisana anjara @ soratononina @ faha efatra amby roapolo ny volana oktobra tolakandro io! hanaovantsika lanonana mandramaraina raha azoko eo ny loka be (tsy hay aloha inona ilay loka fa mandray anjara no zavadehibe hoy ny fiteny (l'essentiel c'est de participer zany e!ha ha )
Mametraka veloma finaritra ho antsika tsirairay ary dia manantena fa hisy ny hanotrona ahy @ io tononandro io !!!
Omeko ny hafa indray ny fitenenana!
Marihiko etoana fa ny tenako izay manoratra etoana dia tsy nisotro ody ambavafo na iray mitete aza ! ny torimaso no mety efa mandindondindona ka aza omena tsiny raha misy tsipelina diso e! ;-p



Tiana




De : Autumn

Envoyé le : Mercredi, 30 Septembre 2009, 13h53mn 45s
Objet : Re : Dictée gasy : 24/10/2009 14h30 dans le 14è

Manantena fa salama tsara lavitry ny rofy tsika rehetra eto, (çà commence sérieusement !! mdrr!!)
ary tena mba maha-lavorary mihitsy ianao izany Tely amin ny fanehoana ny fikasanao hanoratra ny teny malagasy tsy am-pahadisoana , indrindra rehefa avy nampidina zava-pisotro mahery fanokafam-bavony !
saika hitokelaka kely ihany aho tamin ny fanombohana ny famakiana, saingy tandriko tsimoramora fa tsy ankivalaka ilay eritreritrao hanoratra amin ny teny malagasy ary tsy fanombohan-teny fotsiny akory.. Mahafinaritra !
Misaotra indrindra amin ny fangatahina ny tenako mba handray anjara amin io fitsampam-pahaizana amin ny soratanonina io, fa saingy miala tsiny indrindra fa efa misy fandaharana voasoritra efa hatramin ny ela ny tokon androko amin io fotoana io ka dia efa nihevitra aho ny haka mialoha io soratononina io any amin ilay nenitoan i Alain, izy anisan ny mpiandraikitra ny momba io fihaonana sy fitsam-pahaizana io. Ho efaiko tsy am-pangalarana fa amin ny fo feno finiavana ny fitsampam-pahaizana. (C'est du sérieux là, je ne vous transmets pas le sujet si je l ai avant vous, çà n aura aucun intérêt évidemment !!)
Hany tiako soritina : na dia tsy manoratra teny malagasy ranoray aza aho mazàna, (tandremo fa misy accent eo ambonin ilay"a" voalohany an !!!) , dia sahiko ny manambara etoana fa mbola raikitra ao amin ny fitadidiako tsara ny ankamaroan ny fitenin-drazantsika ary faly aho amin ny finiavan'ny tsirairay tsy hanadino io fitenin-tsika io.
Na tsy ho avy aza ny tenako amin io vanin andro io, aza adino fa tsy ny tsy fandraisako anjara no manambara fa tsy manana indrom-pitiavana amin io fiteny io ny tenako. ntsôôô !!!
Ny fihaonana hisy foana, samy manana ny fandaharam-potoany avy isika tsirairay, aoka tsy omena tsiny izay tsy afaka ny ho eo.... na amin ireo fety maro fanaontsika aza, tsy omen-tsiny mihitsy izay tsy afaka... Rehefa mifankatia amin ny fo madio dia angamba mora kokoa hoy aho ny maha-tsapa ny eritreritrin ny tsirairay....I Tely manko miteny hoe tokony hiezaka aho..... lol et ce n'est pas le petit papillon ma chère nièce....
Mazotoa daholo ianareo mpandray anjara,
Manoroka ny rehetra
Lanto




De : TELY
Envoyé le : Mardi, 29 Septembre 2009, 23h44mn 44s
Objet : Re : Dictée gasy : 24/10/2009 14h30 dans le 14è

Manahoana daholo Tompoko o,

Hono ho'aho ra-malagasy,
Angaha ianareo tsy an-taratasy?
Toa tsy misy sahy mitonontena?

Mitrakà , misorata, mianarara,
Hanadratana ny firenena
Fa isika Gasy fa tsy tantara!
Manantena anareo rehetra hanotrona izay mazoto izany e!

Fanamarinana: izay mahita diso dia tsy mahazo mihomehy; mahazo mandray penina menamena hitsarana.
Vonona ny tenanay hianatra hanoratra tsisy diso.
Lanto koa tokony miezaka e! sao dia manoratra hoe "lol" ka voatsara hoe " tsy ampy o : lolo (bibikely manan'elatra, sady manify no tsara loko.
Mahafinaritra jerena anaty natiora, sy rehefa misidintsidina eny ambonin'ireo voninkazo ao an-jaridaina....)

Bon j'avoue, j'ai pris l'apéro!

Manoroka anareo rehetra

Tely

De : Tiana
Envoyé le : Mercredi, 23 Septembre 2009, 19h58mn 09s
Objet : Dictée gasy : 24/10/2009 14h30 dans le 14è

Salut !

sao misy intéressé fa zà manko hi s'inscrire !
ity ny lien ! je me renseigne @ modalités d'inscription : je sais que c 5eur la participation
http://www.i-teny.org/index.php?option=com_content&task=blogsection&id=1&Itemid=9

Tiana





[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mercredi 30 septembre 2009 17:31

Mon coup de coeur en ce moment!


ça fait bouger grave , click here
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 28 septembre 2009 14:07

Petite sortie aux Journées du Patrimoine

Petite sortie aux Journées du Patrimoine

Le 21/09/2009 , pour les Journées du Patrimoine , à défaut d'une visite à l'Elysée, on se contente de flaner devant le Palais de la Découverte et de visiter les couloirs de l'Opéra Garnier, les photos sur ce lien
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mardi 22 septembre 2009 17:10